Paroles de Gasikara

Senge
Fotsy, maitso, mena
Manambara fa i Gasikara Gasikara
tiako ianao, tiako ianao na toy izao e!
Gasikara
tiako ianao, tiako ianao
na rovi-damba
Fotsy, maitso, mena
Manambara fa i Gasikara Gasikara
tiako ianao, tiako ianao na toy izao e!
Gasikara
tiako ianao, tiako ianao
na rovi-damba
Foko maromaro
Samihafa
no mifangaro e
Mifanampy tsy mba miady
Hafa ihany ny Malagasy Mifanampy tsy mifandrafy Filamatr'io ho an'ny Malagasy
Foko maromaro
Samihafa
no mifangaro e
Mifanampy tsy mba miady
Hafa ihany ny Malagasy Mifanampy tsy mifandrafy Filamatr'io ho an'ny Malagasy
Inoako fa, ianao na lavitra tsy hanadino Ilay nosy, Gasikara, nihavinao, aza arina
Io izy fa…, aiza ianao amin'ny taninao (mihareraka)
Io izy fa…, rotsidrotika (vonjeo)
Io izy fa…, aiza ianao amin'ny taninao (mihareraka)
Io izy fa…, rotsidrotika (vonjeo)
Inoako fa, mba tsaroanao ny tantaran'ireo Vazimba Ilay Nosy Gasikara, noheverinao tsy ho simba
Io izy fa…, ory loatra ny taninao (vonjeo) Io izy fa…, mila ezaka
Io izy fa…, ory loatra ny taninao (vonjeo) Io izy fa…, mila ezaka
Fotsy, maitso, mena
Manambara fa i Gasikara Gasikara
tiako ianao, tiako ianao na toy izao e!
Gasikara
tiako ianao, tiako ianao
na rovi-damba
Foko maromaro
Samihafa
no mifangaro e
Mifanampy tsy mba miady
Hafa ihany ny Malagasy Mifanampy tsy mifandrafy Filamatr'io ho an'ny Malagasy
Inoako fa, ianao na lavitra tsy hanadino Ilay nosy, Gasikara, nihavinao, aza arina
Io izy fa…, aiza ianao amin'ny taninao (mihareraka)
Io izy fa…, rotsidrotika (vonjeo)
Io izy fa…, aiza ianao amin'ny taninao (mihareraka)
Io izy fa…, rotsidrotika (vonjeo)
Inoako fa, samy te hisaina mafy an'i Gasikara Zato taona, zanatany, (zanatsaina), mbola io foana
Io izy fa…, inona ary zao no sisa, (malagasy ianao), (mila anao) Io izy fa…, andao hasandratra (vonjeo) Io izy fa…, (mihareraka)
Io izy fa…, inona ary zao no sisa, (malagasy ianao), (mila anao) Io izy fa…, andao hasandratra (vonjeo) Io izy fa…, (mihareraka)
Mahereza'e!
InterprèteSenge
LabelBLV
Paroles ajoutées par nos membres