Paroles de Lanitra Manga Manga

Salala
Ny lanitra manga manga oh oh
Saroman'itony rahona ah ah
Fonenan'ny olo-masina eh eh
Aiza no tsy mba ho any ry ianona.
Ny adiady natao fahiny eh eh
Aza mba atao intsony hoa ah
Ravin-kazo nanintsana eh
Ny sisa no ampanirina ry ianona
Na izaho na ianao oh oh
Mandalo fa mpivahiny o ooo
Ts'isy honina eto ôôô
Ka aoka mba hifamela ry ianona
Raha senrda ka velon-tseto ôôô
Nilaozan'i havantiana
Isika aza mbola ho any ry ianona
InterprèteSalala
LabelBLV
Paroles ajoutées par nos membres

Les internautes qui ont aimé "Lanitra Manga Manga" aiment aussi :